Teny iditra mandrihavanana (andry, havanana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana niantsoana karazana farantsa vahiny iray taloha izay nahitana sarin' i Napoléon III; mandrihavia kosa no anaran' ny farantsa nisy ny sarin' ny Louis Philippe [1.1]
Voambolana 
Mpanahaka  mandrihavia

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31