Teny iditra manehakehaka (hehakehaka (ehaka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mananosarotra izaitsizy raha miaina, raha maka fofon' aina; misanehakehaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Respirer péniblement [1.3]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manehakehaka
Ny lasa : nanehakehaka
Ny hoavy : hanehakehaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31