Teny iditra manenina (nenina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Voan' ny nenina na ny alahelo tamin' ny natao izay hita fa tsy tsara.: Nanenina tamin' ny tsy nianarany fony mbola kely Rakoto
Malahelo amin' ny hadisoana natao ka maka fikasana tsy hanao intsony: Manenina mafy ny fahotako aho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To regret [1.2, 1.7]
 To rue, to grieve at, to lament. [1.2]
 To repent [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Se repentir, avoir des remords [1.8]
Ohatra 
1Ka tandremo sy araho tsara izao teniko izao sao manenina. [2.357]
2Ary na manenina aminy aza aho, homena iray alina indray Rivo, dia mody. [2.529]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manenina
Ny lasa : nanenina
Ny hoavy : hanenina
Filaza mandidy : menenèna
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra manenina (tenina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] manenona [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20