Teny iditra manga
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Sora-javatra na volon-doko fitambaran' ny maitso sy ny vony; volon-dokon' ny lanitra tsy misy rahona: Manga ny habakabaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Blue [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Bleu [1.8]
Ohatra Mihatanora volo amin' ny taho ny ravinkazo, tsy mena mitaha amin' ny lanitra manga. [2.470]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny Loko

Teny iditra manga
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tsara, mahafinaritra: Manga ny dia ~ Manga feo izany raha mpihira
Ambony, malaza: Tsara horaketina ny tantaran' ny olo-mangan' ny firenena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Beautiful, excellent [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Beau, excellent [1.8]
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 

Teny iditra manga
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Dia [1.78]
Kamban-teny 

Teny iditra manga
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-kazo mamoa midoroboka misy voany maitso manopy vony rehefa masaka, izay mamy be mpankafy. Misy karazany maro ny manga: manga lava: lavalava ny voany; manga vato: tsy mba misy hozatrozatra ny voany; manga vato voasary: manga vato miendri-boasary; manga volomparasy: volomparasy ny volon' ny voany rehefa masaka; manga vory: manga boribory kely mamy aoka izany; manga eso: manga mamy avy any avaratra; mangan' omby: manga vaventy be faroratra tsy dia manao ahoana ny tsirony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The mango tree; its fruit [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Le manguier; son fruit [1.8]
  [Betsileo, Betsimisaraka, Merina] (du français : mangue ou de anglais : mango). Mangifera indica L. (Anacardiaceae). Le nom malgache désigne à la fois l'arbre, le manguier, et son fruit : la mangue. Outre des fruits qui fournissent un aliment apprécié et sont utilisés aussi pour faire des boissons alcooliques et de l'alcool, on a utilisé autrefois les noyaux, riches en tannin, pour préparer des encens ferro-tanniques (Grandidier). L'écorce est administrée en décoction aux malades atteints d'affections vénériennes ( akohofotsy et angatra) d'après Descheemaeker, Le bois du manguier est peu utilisé, on en fait cependant des mortiers pour décortiquer le riz, considérés comme peu solides, de basse qualité. Les Malgaches distinguent par des noms particuliers certaines variétés. La mangue ordinaire, dont la chair contient beaucoup de fibres, s'appelle manga vasoka, une variété à petits fruits sans fibres appelée manga vato est cultivée sur les hauts plateaux. La variété borabe encore dite « mangue auguste », à gros fruits sans fibres, excellente, doit être greffée sur manguier ordinaire et ne supporte que le climat de la côte. Elle est peu répandue. Il ne faut pas confondre avec ces noms, ceux qui désignent les mangues en fonction de leur degré de maturité. Les Tsimihety semblent avoir été les premiers à distinguer ces stades d'évolution qui sont :
° - gavoloha pour la mangue encore très verte consommée seulement macérée dans le vinaigre ou d'autres aromates,
° - menapina le stade suivant où l'on commence à la manger en nature,
° - betampano presque mûre,
° - masaka : mûre à point. [1.196]
Anarana siantifika Mangifera indica
Voambolana 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18