Teny iditra manganina (mangana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Atao tonga mangana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manganina
Ny lasa : nanganina
Ny hoavy : hanganina
Filaza mandidy : mangano

Teny iditra manganìna
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tsaman'ny varahina, manganezy, nikely [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Manganin [1.13]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20