Teny iditra mangotsohotso (hotsohotso)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tsaroana misy manaintaina, manindrontsindrona any anaty taolana: Mangotsohotso ny ranjoko izany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qui cause ou ressent des douleurs rhumatismales dans les os [1.3]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20