Teny iditra |
maniotsioka
(tsiotsioka (tsioka))
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mifofo malefaka (rivotra) [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Souffler légèrement, comme une brise légère [1.3]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
maniotsioka |
Ny lasa : |
naniotsioka |
Ny hoavy : |
haniotsioka |
|
|
Teny iditra |
maniotsioka
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny nify marary kely, toa misy mangatsiatsiaka marary any anatiny any [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Faire éprouver une petite douleur, se dit des dents [1.3]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
maniotsioka |
Ny lasa : |
naniotsioka |
Ny hoavy : |
haniotsioka |
|
|