Teny iditra manja
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Sora-javatra na volon-doko mainty mena, na mavo manopy volombatolalaka antitra: Mba tiako ny volon' iry soavaly manja iry
(fiteny somary baranahiny) Tsara tarehy: Manja izany raha tovolahy [1.1]
Ohatra omby malaza manja volontakatra, izao no fahamasinana amy ny fiherezana; [2.48]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Mpanahaka  volo/colors/couleurs

Teny iditra manja
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fira-potsy atao eo ivohon' ny fitaratra mba hamerenany ny sarin-javatra eo anoloana: Manjam-pitaratra [1.1]
Anaran-toerana 

Teny iditra manja
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay (merina, et toute l'île). Pris adjectivement : de couleur brune. Nom de diverses plantes dont on tirait des teintures brunes. Voir aussi amanja. [1.196]
Voambolana 

Teny iditra Manja
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -21.4333333, 44.3333333
-19.9, 46.9
-15.7833333, 49

Teny iditra Manja
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky)
Mpanoratra Rapatsalahy Paul
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Teny iditra Manja
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay Chef-lieu de sous-préfecture, à 287 km au nord de Tuléar et à 176 km de Morondava; 5240 habitants ... [1.11]
Fangi-bolantany -21.4333333, 44.3333333

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/21