Teny iditra manonitra (onitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamerina: Notereko hanonitra ny bokiko nalainy izy
Manolo, manefa: Hanonitra ny trosanay amin' ny asa hataony
Mampifandanja ny azo amin' ny very: Soa ihany fa nanonitra ny fatiantoka omaly ny tombombarotra azoko androany
Manarina ny ratsy vita: Tsy maintsy hanonitra ny ratsy nataoko taminy aho [1.1]
 Mamerina am-bola izay nindramina na nosimbana
Manarina ny tsy mety [1.13]
Fanazavàna teny anglisy To repay, to refund, to restore. [1.2]
 To compensate, to pay damages; to make up for [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Récompenser, remplacer; payer des dommages et intérêts [1.8]
 Rembourser
Compenser, récupérer [1.13]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manonitra
Ny lasa : nanonitra
Ny hoavy : hanonitra
Filaza mandidy : manonera
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20