Teny iditra | matematika | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Antonkon-tsiansa ianarana mandinika ny fomba aman-toetran' ny zavatra tsy azo tsapain-tanana (isa na sary jeometrika) amin' ny alalan' ny fisainana fotsiny, sy ny fifandraisan' izy samy izy [1.1] | |
Voambolana | Mathematika: (amin' ny ankapobeny) | |
Ny fihaviany | Frantsay: mathématique. | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |