Teny iditra matsora (tsora)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Be rano, tsy marihitra, tsy madity: Matsora izany ro izany
Enti-milaza loko na volon-javatra mazavazava: Tiako ihany itý lamba mangamanga itý na dia matsora aza ny volony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Liquid, watery, thin; cf. rihitra [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Liquide, fluide, cf. rihitra [1.8]
Ohatra 
1Matsora be izy izany, aoka aloha hasiana lafarinina, hoy i Mora. [2.442]
2Manga tanora ny erý lavidavitra, mandray ny lokon' ny lanitra manga matsora! [2.499]

Teny iditra matsora
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava, Tankarana] (probablement de soratra : écriture) On vendait des formules écrites en caractères arabes comme talismans jusqu'au 19e Siècle. Ce mot a pris le sens récent de : mauvais remède, remède de pacotille). [1.196]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/05