Teny iditra meksikanina
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Meksika (Amerika afovoany sy avaratra): I Mexico no renivohitry ny Meksikanina
Mikasika an' i Meksika, an' i Meksika na avy any Meksika: Ny espaniola ihany no tenenin' ny mponina meksikanina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Mexican [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Mexicain, mexicaine [3.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: mexicain.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31