Teny iditra merika
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Avy orana madinidinika tsy miato: Merika ny andro omaly ka tsy maina ny lamba ~ Meri-dava any anaty ala [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Drizzly (weather): Merika ny andro (It's a drizzly day) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Temps qui bruine, pluvieux: Merika ny andro (Il tombe du crachin, il bruine) [1.8]
Ohatra 
1Teo an-tanàna dia malomaloka nanjombona, somary merika ny andro ny marainan' iny alahady iny. [2.356]
2roa arivo sy iray alin-dahy ny isan' ny miaramila hitsinjovana ny vody andro ho merika satria mbola nandeha mandrakariva ny tsaho fa ho avy hamely indray ny Frantsay. [2.366]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra merika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-kazo fanaovana tady ny hodiny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay (de erika : bruine, pluie fine, rosée). Nom donné à plusieurs arbres et arbustes dont les feuilles molles et duveteuses retiennent habituellement les gouttes de pluie ou de rosée. Ce sont surtout :
[Merina] Dombeya elliptica Bojer (Malvaceae), Grewia polypyrena Baker et Grewia trinervata Baker (Malvaceae). Malzac donne déjà l'identité de ces trois espèces. Leurs écorces fournissent de bonnes fibres de corderie. Heckel, Plantes utiles de Madagascar (1970) p. 152 et M.L. Terrac, Plantes Médicinales de Madagascar, La Réunion et Maurice (1947) p. 200, signalent à tort ce nom vernaculaire pour le Cognassier, Cydonia vulgaris Pers. (Rosaceae)
[Sihanaka] Dombeya merika Arènes (Malvaceae). Egalement appelé hafomerika ou hafotramerika> [1.196]
Anarana siantifika Dombeya elliptica, Dombeya merika, Grewia polypyrena, Grewia trinervata
Voambolana 
Anaram-javamaniry 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/19