Teny iditra metatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Halavan-drefy vahiny mitovy amin' ny manindao malagasy: Dimy metatra no halavan' ty efitra ity
Hazo na lamba misy marika mitovy halava amin' io refy voalaza eo ambony entina handrefesana: Very ny metatro fa ampindramo kely ny anao aho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A meter [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Mètre [1.3, 1.8]
Ohatra 
1Roapolo, hono, ny metatra tamin' ilay lamba. [2.472]
2Io no tetezana, foana arofanina, Angamba efapolo metatra halava, Hamitana zavatra iray nomanina, Zavatra tsy mora tantarain' ny vava. [2.576]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ny fihaviany Frantsay: mètre.

Teny iditra metatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka] (de hetatra : comblé de richesses). Nom d'un arbre à bois dur d'après le fichier Grandidier. [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/06