Teny iditra | mianavaratra (anavaratra (avaratra)) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mandeha mankany avaratra [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To go north or northwards. [1.2] | ||||||||
To go to the north [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Aller vers le nord [1.8] | ||||||||
Voambolana | Toerana | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Mpanahaka | mianatsimo ~ miantsinanana ~ miankandrefana | ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mianavaratra io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |