Teny iditra mianiany (aniany)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mibontsina, mihalehibe noho ny fivontosana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be puffed up, to be bloated, to be swollen. Used only of the stomach. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay être gonflé, ballonné: Mianiany ny kibon' ny manirano (Le ventre de l'hydropique est gonflé) [1.3]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mianiany
Ny lasa : nianiany
Ny hoavy : hianiany
Filaza mandidy : mianiania

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21