Teny iditra | mibiririoka (biririoka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fandalovam-peo amin' ny molotra toa misiaka mafy mankarenin-tsofina: Nibiririoka ny rivotra [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To whiz, as a ball or arrow flying through the air. [1.2] | ||||||||
Voambolana | Feo | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |