Teny iditra mibo (bo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mipoaka mafy; mandefa feo lavalava na hentitra rehefa mangetotra: Iza izany mibo izany? [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Résonner, faire du bruit [1.3]
Voambolana 
Tovy hevitra manao bo

Teny iditra mibo (bo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza zavatra misava, misinda: Efa mibo ny zavona
Enti-milaza olona miely patrana: Mibo ny mpianatra rehefa mirova
Mamovoka, mitorajofo, midofaka: Mihataha rankizy, fa mibo ny vovoka hehezin' io akoho fo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To rise in the air, as smoke or dust. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mibo
Ny lasa : nibo
Ny hoavy : hibo

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09