Teny iditra mifanaizana (aizana)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny zaza mifanarakaraka, izany hoe ny iray mbola tany am-bohoka, ny iray aizana: Zaza nifanaizana izy mirahavavy ireo ka tsy mahagaga raha miady lava izao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The condition of the two youngest children in a family. [1.2]
Voambolana 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20