Teny iditra mifarina (farina)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Maharitra andro vitsivitsy tsy mivalana, mampoelana ny fivalanana
(Tsara homarihina fa amin' ny zazakely ihany no ampiasana an' io teny io, fa amin' ny lehibe kosa dia ny hoe "mitohana" no ampiasaina) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Used of a child suffering from constipation. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Constipation des enfants [1.54]
Voambolana 
Mpanahaka  mitohana

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20