Teny iditra migoboka (goboka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mirohondrohona sy midoboka tsy mba mikarantsana fa ambany: Migoboka kokoa ny feon' ity radio ity noho itsy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Hollow, as the sound of a drum [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Sonner creux, comme un coffre vide [1.3]
 Sonner creux, produire un son sourd [1.5]
Ohatra 
1Arahin-kofonkofona ny teniny, migoboka sy matotra nefa mahay manambitamby fatratra. [2.470]
2angoatenda somary farina, migoboka daholo, manonjanonja, indraindray mafy, indraindray malemy, sahala amin' ny feo mirehaka no ampihiraina. [2.472]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : migoboka
Ny lasa : nigoboka
Ny hoavy : higoboka
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/12