Teny iditra mihabe (be)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitombo hatrany: Mihabe ny orana [1.1]
Ohatra 
1dia tsy vitany , noho ny fandrosoan'ny orana mihabe. [2.59]
2Mihabe ronono ny tohatr' ombivavy nosarahina tamin-janany. [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihabe
Ny lasa : nihabe
Ny hoavy : hihabe
Ohabolana 

Teny iditra mihabe
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Bara, Mahafaly] (de miha et be : grand). Obetia radula (Baker) Baker ex B.D. Jacks. (Urticaceae). Ortie en arbre, atteignant jusqu'à 12 mètres de haut. Écorces à fibres de bonne qualité. [1.196]
Anarana siantifika Obetia radula
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05