Teny iditra | mikonfesy (konfesy) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Milaza ny fahotana amin' ny pretra solontenan' Andriamanitra mba ho voavela [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To go to confession [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Se confesser [1.8] | ||||||||
Voambolana | Fivavahana, finoana | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |