Teny iditra | miofaka (ofaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Miova hoditra, mihintsambolo [1.13] | |
Fanazavàna teny anglisy | To scale to peel off in thin particles. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Muer [1.13] | |
Ohatra | Ny fahaverezan'ny fahatsapana eo amin'ny faritra fotsy mangirana na miofaka eo amin'ny vatana dia mety ho habokana
[2.424] | |
Voambolana | Haiaina | |
Tovy hevitra | miofaofaka | |
Fivaditsoratra | famioka, mifakoa, mifaoka, mifoaka, miofaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/25 |