Teny iditra | miongy (ongy) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Mihady [1.78] | ||||||
Miasa tany, mamadika bainga [1.13] | |||||||
Fanazavàna teny anglisy | Same as mitrongy. [1.2] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Labourer [1.13] | ||||||
Ohatra | mitehina ho lohataona izao ny andro, koa miongy (miasa) ny vahoaka, fa izaho kosa manina an' Imasaimananoro.
[1.406] | ||||||
Voambolana | Toe-karena: fambolena | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/07 |