Teny iditra |
miotrika
(otrika)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mipetraka amin' ny toerana mafana mba ho masaka Mihiboka an-trano: Miotrika mba ho madini-tava ny anao vavy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To be ripened artificially [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | être mis à mûrir [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
miotrika |
Ny lasa : |
niotrika |
Ny hoavy : |
hiotrika |
Filaza mandidy : |
miotreha |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
miotrika
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka]
Mandeha nana (fery) [1.78]
|
Voambolana |
|