Teny iditra misamoimoina (samoimoina (samoina))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamoaka feo mimonomonona, misamonimonina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Faire entendre un bourdonnement, comme les sphynx; murmurer de colère [1.3]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misamoimoina
Ny lasa : nisamoimoina
Ny hoavy : hisamoimoina
Tovy hevitra misamoina

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/09