Teny iditra mitanina (tanina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mipetraka mitodika amin' ny afo, amin' ny masoandro: Sady mitanina afo izahay fahiny no nihaino an' Inenibe nanao angano
Mitanina andro ny ankizy rehefa ririnina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To warm oneself [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Se chauffer [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitanina
Ny lasa : nitanina
Ny hoavy : hitanina
Filaza mandidy : mitanìna
Kamban-teny 

Teny iditra mitanìna (tanina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitanina [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Teny iditra mitanina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Bezanozano, Merina] (de tanina : action de chauffer, de courber au feu). Arbre indéterminé. Son bois est particulièrement apprécié pour la confection des roues et autres pièces de charronnerie. [1.196]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/25