Teny iditra | mitsararàka (tsararaka) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza akanga maneno: Mihoraka ny sahona ary mitsararàka ny akanga [1.1] | ||||||
Voambolana | Feo ~ Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mitsararàka io | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |