Teny iditra mivaika (vaika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Teny fampiasa taloha amin' ny basy raha ilay miatrana iny ny fem-basy mba hirehetan' ny vanja; miatrana [1.1]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivaika
Ny lasa : nivaika
Ny hoavy : hivaika

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20