Teny iditra mivarahontsana (varahontsana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Malemilemy toy ny olona reraka dia reraka noho ny hakiviana na ny tahotra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be in despair in the face of trouble, to be in consternation [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Se consterner [1.8]
Ohatra Nivarahontsana sy raiki-tahotra foana teo Rasoa nandre ny fandrahonan-janany azy. [2.470]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivarahontsana
Ny lasa : nivarahontsana
Ny hoavy : hivarahontsana

Teny iditra mivarahontsana (varahontsana (hontsa))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To slip away, as wet earth [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Glisser et s'effronder comme la terre humide [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivarahontsana
Ny lasa : nivarahontsana
Ny hoavy : hivarahontsana

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/16