Teny iditra | montsana | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mongo, torotoro, vaky, potipotika: Nianjera tamin' ny vato ilay vilany tany vao novidina ka mon tsana. [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Crushed into small pieces [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Écrasé en petits morceaux [1.8] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Tovy hevitra | montsamontsana | |||||||||||||||
Teny iditra | montsana | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Nul [1.13] | |||||||||||||||
Voambolana | Matematika: alijebra | |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | mañantso, manontsa, montsana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |