Teny iditra | moriaña | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] mihamasaka (vary, kafe, ets) [1.78] | |
Teny iditra | moriana | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo] . Nom et adjectif. Se dit des fruits sur le point de mûrir (comme soamaravo Merina). D'après Dubois. [1.196] | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Fivaditsoratra | amarino, amirano, amorina, armonia, mairona, mañaroy, manoira, manoria, maorina, maroina, mianora, miraona, moraina, moriaña, rano may |
Nohavaozina tamin' ny 2022/05/07 |