Teny iditra | motso | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Mahafaly] levona, rava [1.78] | |
Teny iditra | motso | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Mahafaly] very [1.78] | |
Teny iditra | motso | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] kamboty [1.78] | |
Teny iditra | motso | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka Avaratra] (autre prononciation de motro). Linociera sp. (Oleaceae). Identification de Boiteau. [1.196] | |
Anarana siantifika | Linociera sp. | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Nohavaozina tamin' ny 2022/05/28 |