Teny iditra mpino (ino)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny iantsoana ny olona manaraka antokom-pivavahana manokana, toy ny Kristianina [1.1]
Voambolana 
Mpanahaka  mpivavaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20