métal   
metaly
Zavatra hadina any anaty tany ka azo empoina sy tefena mba hanaovana karazan-javatra maro samihafa: Ny volamena, metaly sarobidy fa ny vy, metaly ilaina fatratra [1.1]
metal [1.7]
métal [1.3, 1.8]

tefy