Teny iditra nangy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fivontosana -- izay tsy aretina akory fa efa toe-tena mihitsy -- eo amin' ny faritra ambanin' ny sofina: Mavesabesatra izany no fijery ny olona be nangy
Ny faritra eo anelanelan' ny takolaka sy ny ravintsofina ambany: Nisy bibikely nanaikitra azy teo amin' ny nanginy. [1.1]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : nangy, nangiko, nanginao, nanginy, nangintsika, nanginay, nanginareo, nangin', nangin-, nangim-
Kamban-teny 
Tsipelina hafa 

Teny iditra nangy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] A provincial word for lasiray [1.2]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31