Teny iditra | naotra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny iantsoana ny vadin' ny iray tampo amin' ny tena, zaobavy na zaodahy: Aoka re, ry naotra, hataoko io fa sahirana ianao [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Primitive root of ranaotra [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Belle-soeur, beau-frère [1.54] | |
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | |
Tovy hevitra | ranaotra | |
Fivaditsoratra | anotra, atrano, naotra, noatra, rotana, tanora, tarona, torana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |