Teny iditra | ndrofilahy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fiteny fankaherezana, azo adika hoe: "aza matahotra, mahereza fo", fanaon' ny ankizy rehefa mampiady angely [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | The last word of a long speech used in encouraging crickets (angely) to fight. [1.2] | |
Voambolana | Kilalao | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |