Teny iditra nonsy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Masoivohon' ny Papa Ray Masina eo amin' ny Firenena iray (matetika dia ampiana hoe apostolika io teny io: Nonsy apostolika) (Fiv. kat.) [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: nonce.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31