Teny iditra | ondrindrano (ondry, rano) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anarana omena ny angidina eo amin' ny fiofoany faharoa rehefa avy miala amin' ny maha-tsindretra azy, izay fiofoany voalohany raha vao mivoaka ny atody [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A water-insect, which is the larva of a species of dragon-fly. [1.2] | |
Ohatra | tsy patsa tsy ondrindrano ngosoany manetsihetsy [2.131] | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Mpanahaka | angidina | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny ondrindrano io | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |