Teny iditra papangofotsy
Singan-teny papango ; fotsy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-papango tsy mba mahay mifaoka fa iantombenany kosa ny biby asiany, toy ny akoho, gana, dokotra, voalavo
Mitovy hevitra: fanindry ~ fanohoka [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/26