Teny iditra papelika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-borona mifanahatahaka amin' ny tsipoy fa kelikely kokoa (halava: 18 sm), izay hazain' ny olona fatratra noho ny henany tena matsiro. Voadiniky ny ntaolo ny fanenony fa tahaka ny manao hoe "tsara aho", ka dia izany ny nanaovany azy ho tahaka ny mandoka tena ka nahatonga ny fitenenana hoe "midoka tena toy ny papelika" [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Caille ordinaire [1.54]
Ohatra Ary nony hariva dia niakatra ny papelika, ka rakotra azy ny toby; [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra kibobo ~ menamaso
Anaram-javamaniry 
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30