Teny iditra petsa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tsy maina fa misy rano ka mando be [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Wet, soaked, sloppy; fig. exceedingly corpulent. See Lona. [1.2]
Ohatra Be sandry aho be sandry, hay petsa pataloa rehefa sendra ny matanjaka! [2.472]
Sampanteny 

Teny iditra petsa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Laoka matsiro [1.78]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31