Teny iditra radisa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan' anam-bazaha misy vodiny ary masiatsiaka ny tsirony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The radish. Introduced. Raphanus sativus [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Radis [1.3]
  [Merina] (du français : radis). Nom cité par Malzac avec les deux orthographes. Raphanus sativus L. (Brassicaceae). Cultivé par les maraîchers malgaches, mais surtout pour la clientèle européenne. [1.196]
Anarana siantifika Raphanus sativus
Voambolana 
Ny fihaviany Anglisy: radish. Frantsay: radis.
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/09