Teny iditra | raikabaoty | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [angl. right about] Baiko-miaramila izay andidiana ny miaramila hampitambotsotra ny tongotra havanana ka hitodika miankavia [1.1] | |
Voambolana | Miaramila | |
Ny fihaviany | Anglisy: right about. | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |