Teny iditra raikitelo (raikitra, telo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Lalan-kevitra entina mikajy halavana, isa, vidin-javatra, miainga avy amin-javatra roa efa fantatra. Ohatra: Ariary 24 no vidin' ny temitra 3m; ohatrinona no vidin' ny temitra 14m ? [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31