Teny iditra | raloba | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazana korintsana vita amin' ny sampan-drofia (baobao na bao fombo) norarina ho vata kely fisaka misy tahony efatra ihazonana azy; asiana voa madinika ao anatiny (ny any amin' ny faritany avaratra sy atsinanana ary Sainte-Marie no mampiasa azy) [1.1] | |
Voambolana | Feon-kira: zavamaneno | |
Renianarana | ||
Anarana iray reny | ||
Sary | ||
Teny iditra | raloba | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Hira fanao amin' ny fiandrasam-paty any anindran-tany [1.1] | |
Teny iditra | raloba | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] Dihin'ny ntaolo [1.78] | |
Fivaditsoratra | labaro, raloba |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19 |