Teny iditra rambaramba
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-kalesy tsy misy kodiarana fa taritina fotsiny amin' izao ary ampiasaina hitondrana vatom-pasana; indraindray koa anefa ny rambaramba dia hazo boribory fotsiny atao tsikalana amin' ny zava-mavesatra tsy zaka bataina fa taritina ka mikodiadia ireo hazo ireo rehefa taritina na atosika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The rough wooden carriage used in dragging stones. [1.2]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31