Teny iditra |
ramirebaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Anaram-bosotra omena ny anantsonga noho izy mahabe rivotra [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo]
(de mirebaka : se pavaner avec des vêtements très amples ; allusion aux grandes feuilles de cette potagère). Relevé par Dubois.
Brassica chinensis L. (Brassicaceae) ou chou de Chine. Les Betsileo ne l'apprécient pas beaucoup. « Traka tsa dia mba soa loatsa » (Dubois), c'est-à-dire un légume qu'on n'apprécie pas trop.
[1.196]
|
Anarana siantifika | Brassica chinensis |
Ohatra | Mangahazo, ramirebaka, sakamalao sisa hita tamin' ny fivarotana tao an-tanàna.
[2.472]
|
Voambolana |
|